30 Aprily 2026 – Novotel Alarobia : Angovo avy amin’ny masoandro – Fanaovan-tsonia ho an’ny JIRAMA sy ny ADER
Tarigetra ato anatin’ny fanavaozana ny Repoblika ny fanatsarana ny sehatry ny angovo. Fanaovan-tsonia « Memorandum Of Understanding » (MOU) miisa 39 ho […]








