VAHAOLANA AVY AMIN’NY MASOANDROPar Communication Ader / 27/04/2026 VAHAOLANA AVY AMIN’NY MASOANDRO Angovo madio ho an’i Madagasikara Eo ambany fiahian’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara,Kolonely RANDRIANIRINA Michaël,ary eo ambany fitarihan’Andriamatoa Praiminisitra,RAJOANARISON Mamitiana, Ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoran’afo dia manasa anao handray anjara amin’ny: Fivondronamben’ireo mpisehatra amin’ny angovo avy amin’ny masoandro Toerana : Novotel Alarobia Daty : Alakamisy 30 Aprily 2026 Ora : 9 ora maraina HO HITA MANDRITRA IZANY : Fampahafantarana ireo tetikasa famokarana angovo avy amin’ny masoandro Fanokafana fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina , mpiara-miombon’antoka ary mpamatsy vola Fanaovan-tsonia ireo fifanaraham-piaraha-miasa Andao hiara-hiasa ho amin’ny ho avy maitso sy maharitra!#AngovoMadio #angovohoannyrehetra #Ader #meh #BanqueMondiale