RHYVIERE 2

Ny volana Aprily 2022 teo no nanomboka namatsy herinaratra ireo kaomina 3, Sahatona, Camp Robin, Vohiposa, ao amin’ny Distrikan’Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony, ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny rihan-dranon’ny Fanindrona eto Sahatona. 1, 6 MW no herinaratra vokariny, izay sady mbola Lire la suite…