Fambolenkazo notontosain’ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo miaraka amin’ny ratsamangaikany tany Farahantsana, kaomina Mahitsy

🌳IZAY MAMBOLY HAZO, MANOME AINA🔥. Lohahevitra novoizina tamin’ity fambolenkazo🌱 nandraisan’ny ADER Madagascar anjara, izay notontosain’ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo miaraka amin’ny ratsamangaikany tany Farahantsana, kaomina Mahitsy💪.
Ny hazo volena eny anivon’ny sahandriaka dia antoka lehibe hoan’ny famokarana herinaratra⚡ azo avy amin’ny tohadrano.
Retour en haut