Anisan’ireo fitaovana maro ilaina tonga farany, ny fitaovana fametrahana ny fotodrafitrasa famokarana herinaratra
avy amin’ny masoandro
izay hatao ao Antanimbary, Mahazoma, Ampotaka Andrefana, Ampotaka Atsimo, Antsiafabositra, Morafeno, Londokomena, Amboasary sy Beanana, any amin’ny faritra Betsiboka; amin’ny alalan’ny tetikasa antsoina hoe Appel à Projet 6.




