Misaona ny sehatry ny angovo amin’izao fotoana izao.Very olomanga ny Ministera sy ny ADER ary ny ORE satria nindaosin’ny fahafatesana tamin’ny 14 desambra 2021, i ANDRIANASOLO Aimée, « Presidente » ny Office de Régulation de l’Electricité ,izay no nahalalan’ny maro azy.Isan’ny olona nahafehy indrindra ary nampandroso haingana ity sehatry ny angovo ity ny tenany .Handry am-piadanana anie ny fanahiny

Catégories : Actualités